Tsinjovy ilay havoana Arý Jerosalema, Fa io Golgota ! Mba tadidio ange ! Fa tao, nivesatra ny ota Ny Tompo Masina Nijaly sy nolavina Ka novonoina ! Tsy takatra heverina Ny entan-dehibe, Izay nentin'ny Mpisolo Ka mba diniho re ! Fa nentiny daholo Ny heloka natao Fa tonga Izy hanavao Izao tontolo izao Ny helotsika koa izao Dia nivesarany, Ka manaraha Azy, Mba ho mpianany ! Raha tao Golgota Izy, Ny rany nitete, Ka vita ho antsika re Ny vonjy lehibe ! Ny Ho resy sy ho faty.كم أود أن أشيد بيسوعي Ruah Nadejdea me e Dumnezeu nǐ men yào qiú shàn qlby ạ̹tʿlq byk Зажигай огонь Otče, Teba chválim اتىڭ سەنىن بالداي تاتتۇۇ سألوذ بحضنك O, ry Mpamomjy avia Hianao
Song not available - connect to internet to try again?