Raha olon'irery No anjakan'ny ota Dia tsy ho zaka mihitsy Ny eto an-tany eto Tsy ho zaka, tsy ho zaka Ny eto an-tany eto (bis) Fa Jesosy Mpamonjy No efa nijaly ho anao Dia tsy ho very mihitsy 'Zay mino Azy izao Tsy ho very, tsy hovery 'Zay miho Azy izao (bis) Atolory ny fiainao Ho an'i Jeso irery Dia tsy ho resy mihitsy Fa Izy homba anao Tsy ho resy, tsy ho resy Fa Izy homba anao (bis)Segekroon Benim Isam Kom Jesus kom من يوم ما النفس هديت ما أحلي مساكنك İmanla yaşayıb Rəbbi sevənlər Van Lal Cha Thisan СЕҢЭЭ АЛЛИЛУЯ! Me Salvo Me Perdona ТОЗ' Е ДЕНЯТ
Song not available - connect to internet to try again?