Tsy maintsy hateraka indray hianao Izay ta-handova Ny lanitra sy ny fiainam- baovao, Izay tsy miova ; Ny havan'ny Tompo ihany No tena hahazo izany. Ny fo vatolampy esory izao, Fa tsy hovonjena ; Katsaho ny fo feno aina vaovao Fa io no ekena Horaisina any ambony, Ka tsy hitomany intsony. Ny Tompo mitondra ny hery vaovao ; Fanahy sy afo, Izay mampiova ny fonao izao Ho tonga fo nofo ; Ny olona lasan-ko babo Ho afaka sady hiravo. Ry Masina ô, ateraho indray Izay mitaraina, Velomy ny maty hifoha, handray Ilay tena aina ; Mba raiso, ry Ray be fitia, Ny zanaka adala mania !Ей Йерушалим Otro día feneció ksrt shạm ạlʿdw ʿẓmt ạlạntṣạr هل قد ذبحت Túžiš snáď, priateľ môj Ó, Bože, Ty si daroval Теңир мениң Кудайым И извиках аз към Тебе Viaţa-i plină de întristări Shukur Knilay
Song not available - connect to internet to try again?