Tsy mangataka aho, Tompo Zava-py, harena, zo, Fa ny tena mba iriko Dia izao : ny fo madio. Fo madio izay akàny Feno eritreri-tsoa Fo madio : haren-tsy lany Sarobidy avokoa. Indrisy, ny soan'ny tany Manodoka, mora lo Ny haren-tsy mety lany Dia izao : ny fo madio. Fo madio ..sns. Na maraina na hariva, Dia ity no hatako : Mba ho ahy ilay soa indrindra, Dia izao : ny fo madio. Fo madio ..sns.O, pójdźcie, posłuchajcie ลูกถวายชีวี To Your Majesty Che bella la vita che abbiamo يا ربي إنت عارف Tersembunyi Ujung Jalan lmạ dʿạny Jediný skutočný Kráľ Pandang, ya Bapa dalam RahmatMu Ты не один Не Йийеджеиз Не Ичеджеиз Дийе Тасаланмайън
Song not available - connect to internet to try again?