Tsy renao va ny feon'ny Ray, Ry malahelo fo ! Miantso hoe : « Avia, avia, Modia hianao ! » Ny Rainao be fitiavana Hifaly aminao, Ka hanome malalaka, Raha hody hianao. Na diso aza hianao, Mitebiteby koa, Ny Rainao ta-handray anao Ho sambatra tokoa. Modia an-tranonao arý, Mahantra hianao ; Tsy misy zava-tsao atý Hahafa-po anao. Ny lamba efa rovitra Hesorina aminao, Ka hafa tsara lavitra No hitafianao. Mba maneke ny teniny Ankehitriny izao, Fandrao dia hisy loza re Hihatra aminao.مادمت ربي ALLAHIM MƏNƏ RƏHM ET Because He Lives Svoje túžby vzdám Herra Sä taivaan Гел, вагт болды, алкышламана Jésus sois avec vous Өмүрдүн таңында жакшы үрөн сепкин Shifo Gelin, gelin siz benim olun
Song not available - connect to internet to try again?