Tsy vitam-po onena Tsy vitan-dranomaso Ny Asam-pamonjena Tsy azo atao mifampiandry andraso Tsy azo ifanerena Mila fandavan-tena Sy hery tsy mba maty Herim-po, herin-tsaina koa Na onena ny fonao Na tomany ny maso Tsy izany no ilaina Fa fifankatiavana Ny mpianatry ny Tompo Asainy mifanompo Na mamy na mangidy Miara-dia , f'izany no Didy Mamonjy ny mahantra Manarina ny lavo Mitsabo ny maratra Ary koa tsy mba miavom-po Na onena ny fonao, sns...Пребывать в Твоем доме تەڭىرىم ايادىڭبى جۉرۅگۉمدۉ yạ yswʿy ḥbk ly Dikenden taç ördüler Dengan Semarak Majulah Profundo es el amor de Dios Ó, Jézusom, hű megváltóm 这是我的心声 Tanrı Bizim Kayamızdır Я смотрю на прекрасные розы
Song not available - connect to internet to try again?