'Ty ny andro maharavo, Ora fifalianay ; 'Lay Mpanarina ny lavo No niady ho anay. Haleloia ! Ho Anao Mpanjakanay. Azonao ny fandresena, Ry Mpamonjy velona ! Vitanao ny famonjena. Tafantsagana Hianao. Haleloia ! Ho Anao Mpanjakanay. Resinao ny fahotana ; Voavoha ny fasanao Torotoro re Satana ; Afaka ny olonao. Haleloia ! Ho Anao Mpanjakanay. Ry Mpandresy fandozana ! Raisonao ny hajanay Ry Mpamonjy, mitantàna, Tano ho Anao 'zahay ! Haleloia ! Ho Anao Mpanjakanay.当岁月和人群 Grand Je Suis ạwʿ tkẖạf lḥẓẗ tʿlyq 2 - sẖqạwẗ fy̱ ạlmʿml كوتا سوتا Раб йюксек тахтънда تعبت من الفصال Что может быть блаженней Bu Tosh Iso ماداقتا يسانى
Song not available - connect to internet to try again?