Vahiny eto isika Ka monina amin-day, Mitady mba hahita Ny any amin-dRay ; Fa ao ny fanjakany Sy fiadanana, Ka ao tsy hita lany Ny fitiavana, Ao no fodiana, Mihaona ao ny mino, Ka tsy hisaraka. Izay atý an-tany Dia mora tapitra, Fa ny tsy mety lany Dia ao an-danitra ! Fa ao ny Tompontsika Izay nohomboana Mba hahazoantsika Ny fifaliana, Ao no fodiana, ..sns. Manafotra ny tava Ny ranomaso be, Kanefa dia hisava, Fa hofafana e ! Isika manantena Fa ny Mpampakatra Ho tonga mba hitsena Ny ampakarina. Ao no fodiana, ..sns.Мы славим Того кто был 主我们敬拜你 Teremts bennem తెల్లగ తెలవారకముందే Weekend Tinchligimsan Dedicata a te Sənə haleluya oxumaq istəyirəm 我们祈祷 Dieu, je te loue
Song not available - connect to internet to try again?