Velona indrindra, ry havana ô ! Velona e, mandra-pihaona ; Ry Tompo, vimbino an-dalana ao Ny havana izay vao handeha ; Ka ny mifanao Veloma izao Tahio, mba ho tafahaona ! Ry Jeso Mpamonjy, tariho izahay Hihaona indray ao ambony, Hiara-pinaritra mandrakizay, Rehefa tafita ny ony, Hiara-manao Ny hira vaovao, Fa tsy mba hisaraka intsony !Duchu Svätý si tu vítaný ЬОведжеим Сонсузджа Gel, Kutsal Ruh, Gel كما يشتاق الايل لجداول المياة Христос воскрес из мертвых 耶稣耶稣我激动地对你说 اتيت الهي ạ̉ḥtạj ạ̹lyk Перед Тобой склонюсь Я постигаю сквозь слезы и боль
Song not available - connect to internet to try again?