Velona sy mahery Ny tenin'Andriamanitra, Ka na dorana aza Dia tsy ho levona ; Ny Sekoly Alahady Dia mivelona aminy. Sabatra rao lela Maranitra, manindrona, Mampisaraka aina Sy fanahy, tonona ; Fantany avokoa Ny am-po miafina. Hotsaraina isika, Ka ilay teny velona No hanavaka antsika Ary koa hanavotra, Koa minoa ny teny, Teny fahasoavana.Pánova dobrota predivná Сенде Калайъм Jafokor Some call it heaven Иду в присутствие Твоё ạlrb qsmty Va dorim tuturor Táńirdiń jolymen alǵa júremin К Иисусу к Иисусу О'на йюджелик олсун!
Song not available - connect to internet to try again?