Vita izao ny fandresena, Haleloia ! Jeso Kristy no hobiana, Haleloia ! Azo re famonjena, Haleloia ! Verinay tarý Edena Haleloia ! Ka izao dia arahabaina, Haleloia ! 'Lay Mpanjakanay hajaina, Haleloia ! Ka na zovy mitaraina Haleloia ! Misy vonjy azo maina Haleloia ! Betlehema niandohana, Haleloia ! Kalvary niafarana, Haleloia ! Fasana tsy nahatana, Haleloia ! Toro teo 'lay menarana Haleloia ! Saro-bidy re ny rany ! Haleloia ! Ny fitiavany tsy lany Haleloia ! Ny fatoranay vahany, Haleloia ! Ka hobionareo, ry tany Haleloia !Jedyny Boży Syn تخونني ạ̉ṭrḥ ạ̉kạlyly shǔ yú nǐ Nu mai e mult si va venii Lass mir das Ziel vor Augen bleiben Оғир пайтда Эшитгувчим Ҝөјү вə Јери јарадан Рəбдир 主每当我思想你 Shout for joy and sing
Song not available - connect to internet to try again?