Vita izao ny fandresena : Haleloia, haleloia ! Azo koa ny famonjena : Haleloia ! Resy re ny fasana Sy ny fahafatesana Fahavalo farany ; Fa Jeso nitsangana Tonga fanafahana : Haleloia ! (in-3) To izao izay nambara : Haleloia ! haleloia ! Fa ny fototra nivaha Haleloia ! Foana ny fasana, Jeso re nitsangana Tamin-kery lehibe, Ka torio ry mino e ! Eran-tany, mba ho re : Haleloia ! (in-3) Dia venteso ny hosana : Haleloia ! haleloia ! Aoka tsy hihambahamba Haleloia ! Fa efa velona tokoa Ilay Mpamonjy tsy mba roa, 'Zay nisolo voina anao ; Izy no nisantatra Ny fiainan-tsambatra : Haleloia ! (in-3)ạ̉wl mạ bạndh Şükredin Rab'be Çünkü O İyidir zhǔ dào shì shàng lái Dragoste divina sfanta Про Любов Твою wạtẖq ạny̱ ạbn lyk Bakın şu karşıki haca hạ srwr Per primo tu నా నీతి నీవే నా ఖ్యాతి నీవే నా దైవమా
Song not available - connect to internet to try again?