Voninahitra amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra, ary fiandrianana ho Anao, ry Tompon'ny tompo! Miankohoka eo anatrehanao izahay. // Derao, hobio ny Anaran'i Jehovah! Azy anie ny dera sy ny laza ety an-tany ka hatrany an-danitra! Dia hamasino izahay, ry Tompo ô, hitoeran'ny voninahitrao. // Voninahitra amin'ny avo indrindra, ho an'Andriamanitra, ary fiandrianana ho Anao, ry Tompon'ny tompo! Miankohoka eo anatrehanao izahay.Si mojou skrýšou عم بيكبر بطنها yạ sydy hạ ạ̉nạ ậty ạ̹lyk Ата сөйимән Сени You, O Lord, rich in mercy Ó Bože, daj mi z výsosti شمس عمرك راح تغيب Научи меня мой Бог смирённым быть Улугбек 2005 минус 7 Nu er jeg glad og salig
Song not available - connect to internet to try again?