Vory izahay izao Eto anatrehanao, Ry Jeso Tomponay ! He ! faly ny fonay, Faly, faly, faly, He ! faly ny fonay, Avy mba hidera Anao. Saotra tsara entinay, Dera koa atolotray Anao, ry Tompo ô ! He ! faly .. sns. Zazakely izahay Fohy ny fisainanay, Tarihonao izao : He ! faly ..sns. Ela no nasianao Soa ny mpanomponao, Ry Tompo be fitia ! He ! faly ..sns. Ao ny ray sy reninay, Ary koa ny havanay, Ataovy olonao : He ! faly ..sns. Zaza, ray, sy reny koa Dia hihaona avokoa An-danitrao arý : He ! faly ..sns.Kim sana güç veriyor Dio ha fatto cose grandi frḥ fy frḥ Przesłodka jest wieść o Jezusie Come, children (Christians), join / Madrid Benned bízom én О Асмандагы Атабыз! ٴان سالىپ، ٴبي بيلەيىك Käy lähteelle Yo llegare
Song not available - connect to internet to try again?