Vory ny mpanomponao Eto anatrehanao, Ry Jesosy Tomponay ! He ! faly ny fonay, Faly, faly, faly, He ! faly ny fonay, Vory maro toy izao. Mba atrehonao iizahay Fa mitokana eto izao Ny trano ho Anao : He ! faly ..sns. Eto hitorianay An'i Jeso Tomponay, Mpamonjy lehibe : He ! faly ..sns. Eto hanomezanao Tsara ny Fanahinao Mba hanadio ny fo : He ! faly ..sns. Eto no hanananao Laza saotra ho Anao ; Ny maro mba vonjeo : He ! faly ..sns. Aoka re ny tranonay, Trano iangonanay, Mba ho tempolinao : He ! faly ..sns.WHEN THE BRIDEGROOM COMES ạllh ạldẖy lnạ Tsaroako dia tsaroako Вину человека Голгофа итожит Ty si Pánom, Ty si Kráľom lạ tgẖḍ ạlṭrf ʿny فخر الكنيسه وجمالها سيدها المسيح Oh! viens devant le saint trône yạ rb ạ̉nạ ʿndy ạymạn День рожденья день рожденья
Song not available - connect to internet to try again?