Zanahariko Tsitoha Tompo, Hery sy Fitia, Ray hatramin'ny taloha, Ahy anio, ka ho doria. Manjakà mandrakizay Ao am-poko, Tompo soa ; Dera, laza, Anao ry Ray ! Zanaka, Fanahy koa. Ny finoakao Anao, Hatanjaho mba hamoa Hiasako ny asanao, Hamafazako ny voa. Aoka ny Fanahinao Jiro mba hitarika ahy Ka apetrako aminao Na ny tena na fanahy. Antenaiko, Hianao, Jeso Izay Mpitsara lehibe Hanamarina ahy ao, Na mpanota aza re. Dia hiezaka aho etý Mba hanao izay mendrika Hamindrànao fo arý Fa voavela heloka. Ray ô, ny fitiavanao Afindrao ho toetrako, Mba hitiavako Anao, Ary koa ny namako. Ho mpanompo aho re ! Ho mpitory koa Anao ! Mba hanjaka an-tany e, Tompo, ny fitiavanao.Amar iti era sufletul كەلگىن مۇھەببەت ạstyqẓy yạ mḥbạaⁿ mạt ʿn jns ạlbsẖr Ry Jeso, Zaza marina o El Que Levanta Mi Cabeza The Lamb Has Overcome Gesù ti ama mạ ạ̉ʿjb ạlnʿmẗ نسجد لك يا يسوع
Song not available - connect to internet to try again?