(Maintimolaly) Zanahary no mahela Izay fe-taona iainanay, Ka miantra sy mamela Tombon'andro ho anay ; // Nefa vitsy // No ho andronay atý. Betsaka ny andro lany Nanaranam-po izao ; Misy feo manontany : Vita ve ny asanao ? // Miezaha // Avy re ny alim-be. Mamindrà fo, Zanahary ! Mamelà ny helokay ; Tompo ! aza mba manary, Andrao ho very izahay ; // Mihainoa // Ny mifona aminao. Ry Jehovah ! manomeza Izay ilainay olonao; Mitahia, mampahereza, Mba ho tonga ao aminao, // Ka hahazo // Satro-boninahitra ao.Անցկացրու Ինձ Գավիթով Vieni Signore Azi Domnul e pastorul meu Pieseň chvály yạ knysẗ qwmy bạlmṣạbyḥ ПРЕД ТЕБЕ АЗ ЗАСТАВАМ mạdmnạ hnạ fy ạlʿbwr Эшитинглар одамлар, осмондан Исо келади Отец меня так любит ەۆەينۋ شالوم الەيحەم
Song not available - connect to internet to try again?