Zanahary ô, tahio ny Tanindrazanay Handroso lalandava, Handry fahizay. Enga anie hanjaka ao Ny saina mahay miray, Dia ho tany sambatra, Ilay Madagasikaranay. Ireo mpitondra anay arovy lalandava koa Tolory saina hendry, kinga sy mahay. Ka ny marina anie no mba hanjaka ao tokoa, Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay. Ny taranakay tahio ho vanona tokoa ; Ireo no solofo, dimby, rahatrizay Mba ho tena mahatoky, Feno fahendrena koa, Dia ho tany sambatra Ilay Madagasikaranay.Kruin: Blessed be the Name Дил, ки аз Худо таваллуд ёфт Славлю, восхваляю La terre au Seigneur appartient Sen Olmadan Asla كىم باارىن جاراتقان: دەڭىزدەر، كۅلدۅردۉ؟ nǐ wèi hé yào gēn zhǔ zǒu Умря Спасител наш Azalda sen bor eding Куке ти люкаськоды
Song not available - connect to internet to try again?