Zanahary tsy mba tia Ny fahaverezanao Izy, Rainao be fitia, Tsy mba mahafoy anao. Ny famoizam-po ario, Fa Jesosy itokio, Mba hatoninao anio Ilay be fahasoavana ! Izy dia nitady ela, Vao nahita anao izao ; Mifalia, tsy ho ela Dia hody hianao. He, ry ondry saiky very, Ory, osa, feno fery, Ny Mpamonjy manan-kery Hahasitrana anao ! Ny ao an-danitra mifaly, Raha misy miova fo, Ary any ny anjely Miramirana avokoa. Fo marary dia tsaboiny, Ahiahim-po vonoiny, Fiadanana lazainy ; Sambatra isika re !My Dear Прошли года служенья и гонений Réveille-toi, peuple fidèle Náš Pán Мөнхийн Эзэний Dit is wel met my siel Yakni achukma fehna Regarde à Jésus, c'est la vie Раб Шаха Калксън Io vo' narrar
Song not available - connect to internet to try again?