Zaza izahay, ry Jeso ô ! Nefa Hianao dia tia anay; Injany re ny feonao Miantso hoe : " Avia ! Avia !" Mba raisonao re, mba raisonao re, ry Tompo ô ! Mba raisonao re, mba raisonao re izahay izao. Zaza izahay, ry Jeso ô ! Hianao tatý mba zaza koa ; Tarihonao ny hevitray Hanahaka ny hevitrao ! Mba raisonao re, ..sns. Zaza izahay, ry Jeso ô ! Ny tenanay malemy koa; Kanefa he, ny herinao Miaro ny fanahinay ! Mba raisonao re, ..sns.آتي إليك يا يسوعي Je velký náš Bůh Жива надежда Na kolenách Дуйдук Татлъ Езгилер Jak bude nám Stupenda Grazia تراك 11 Ateşte Biri Daha Vardı Емануел, Емануел
Song not available - connect to internet to try again?