Zaza sambatra tokoa, Ry Jesosy, izahay, Fa ny Tompo Zanahary No mamelona anay. Zaza sambatra tokoa, Ry Jesosy, izahay, Hianao nijaly mafy Hanavotanao anay. Zaza sambatra tokoa, Ry Jesosy, izahay, Ny Fanahy Mpanadio Manamasina anay. Zaza sambatra tokoa, Ry Jesosy, izahay, Fiarovanay tsy toha Hianao, ry Tomponay !Luca 17:26-30 fy ṭryq ạljljtẖẗ fy ạltjrbẗ Kráčaj vždy so mnou! Il frutto dello Spirito sukurler olsun Атың Сенин Балдай Таттуу Al que está sentado en el trono يا إلهي ياللي بموتك O Maná de Deus
Song not available - connect to internet to try again?