Tsy hita izay androko sisa atý, Ahiko fandrao tsy ho tonga arý ; Ry fanahiko ! ao ny Mpamonjy anao, He ! Jeso Mpamonjy anao (in-3) Ry fanahiko ! ao ny Mpamonjy anao. Izaho anefa tamàna atý ; Tsy hiomana ve, fa hifindra arý ? Fa efa fantatrao izao fa havela ity He ! lanitra soa arý (in-3) Fa efa fantatrao izao fa havela ity He ! lanitra soa arý. Ilaozy ity, hadinoy, ry fo ! Afoizo izao, ry fanahiko ô ! Fa efa reko ny Tompo miantso anao, He ! feo mahafaly izao (in-3) Fa efa reko ny Tompo miantso anao, He ! feo mahafaly izao.Göydə Günəş parladı, hər yana şəfəq saçdı Io porterò il Vangelo ạ̉nạ ạ̉nạ mbswṭ Вместе дружно придём Эй Ҳудо Сен билан (2) La Tine îmi găsesc împlinirea ขอบคุณในสิ่งที่ทรงทำ Thank You Weź, Jezusie Jesus is my Koning ياما ف بعدي
Song not available - connect to internet to try again?