Endrey, izany hafaliana Fa velona aina izahay Tanteraka ny faniriana Ka dera ho Anao, ry Ray ! Atolotray tokoa ny tena Mba ho fanati-tsitrakao, Satria manaiky sy ekena Ho tonga olom-baovao. Ny Tanindrazanay malala, Ry Jeso Tompo, anjakao Hiorina eto, tsy hiala, Ny fiadanana entinao ! Ny aizin'ota anie hisava, Ny fahantrana koa handao Fa ho tarafin'ny Mazava Hanjary tany vaovao. Ny Fiangonanao angony, Fanahy ô, ho tena iray, Ka tsy hizarazara intsony Fa Hianao no mampiray, Dia ho fanasina, fanilo, Ho an'izao tontolo izao ; Hijoro, tsy handraraka ilo, Hitafy toetra vaovao.Кузё-Инмаре Святой Инмаре اڭسايمىن سەنى Per sempre canterò il Tuo amore lmạ ạlrb yswʿ కృపలను తలంచుచూ ᠲᠤᠳᠤᠨ ᠠ ᠶᠢᠨ ᠬᠠᠢᠢᠷᠠᠳᠣ ᠠᠷᠢᠭᠤᠨ ᠰᠦᠨᠡᠰᠣ Maailman ääriin ạ̉ḥmd ạlrb jdạaⁿ bfmy Teremts bennem Canto a Lui
Song not available - connect to internet to try again?