Raha tonga ny andro izay Itsarana anao Amin'izay fotoana izay Adinina ianao Ka hiatrika Ilay Mpanjakanao Efa vonona ve ianao ?(Ary koa) Efa ampy ve 'Zay anananao Hiatrehanao ny Tomponao Fihatsarambelatsihy Aok'izay dieny ety Fahafaham-baraka ho anao Ka ialao Raha toa tianao Ho voavonjy ianao Afafazo 'zay voa mendrika (Mendrika) Raha tonga ny andro izay Itsarana anao Amin'izay fotoana izay Adinina ianao Efa ampy ve 'Zay nafafinao Mba ho voa mendrika tokoa ?(Ary koa) Efa tontosa ve Ny anjaranao Tsy hahameloka anao rahatrizay Fihatsarambelatsihy, sns... Raha ho avy ny fotoana Hodianao Amim-boninahitra Ho ao an-tranon-dRay Tsy hatahotra Na hangovitra lanao, raha madio fo (Ary koa) Satroboninahitra Tsy mba Io No an'ny mpanompo mahasoa Fihatsarambelatsihy, sns...Күнөөкөрдүн бардыгын Святи Душе, Ти ела В храм младенец сын Марии Тишина Қарақалпақ елинде Várok rád Pomoc mi príde od Pána Il bene prezioso Он знает Un solo cuore
Song not available - connect to internet to try again?