Ao an-dapany, Jesosy Dia derain'ny tapitrisa, Fa ny lanitra sy tany Dia samy mankamamy // Ilay Mpandresy mora fo ! // Jeso Tompo dia ho avy Ho Mpitsara atý an-tany, Na ny ratsy na ny tsara Samy hanana anjara, // Valin'ny natao tatý ! // Ry Mpiantra be fitia, Iantrao izahay mania ; Raiso ho Anao, tahio, Hafanao, ampifalio, // Ento any Aminao ! //Ненавижу, отвергаю Небесный суд раскрыл святые книги Любовь Исы на кресе!! Isa men seni súıem طفل صغير Янги Ўзбекистон Deň čo deň, Ježišu, pre Teba žiť ชำระใจของข้า Mba henoy ny feon'i Jeso sẖftẗ ʿly ṣlybẗ
Song not available - connect to internet to try again?