Ahitra ihany ny nofo rehetra Mihamaina sy mihalo Ny androny efa voafetra Voaisan'ny Ray Tsitoha Iza no sahy ny hifandahatra Amin' Ilay Mpahary He ny tany sy koa ny lanitra Henika ny Voninahiny : Tsinontsinona izahay Eo anatrehanao ry Ray Ianao tsy miova Fa maharitra Ianao no Andriamanitra Inona moa ny olombelona No dia tsarovanao Efa nanda ilay fiainana Izay nomaninao Vonin-javatra ireo hatsarany Ka zava-poana avokoa Mandalo toy ny aloka ihany Mora levona tokoakạml ạljmạl ليه مهزوز qwlly lyh Тапънъръм, Йюдже Танръм Stăruiţi acum cu toţii في ملء الزمان Похож на дерево я при потоках вод Celý život Алкыш Сага Падыша Чуртталгамның утказы
Song not available - connect to internet to try again?