Ahy va Jesosy Tompon'aina ? Moa ahy va ny lanitra ? Eny, matokia, ry fo sy saina, Fa eken'Andriamanitra. Eny, zokiko Jesosy Tompo, Fahagagana lehibe erý, Tsy antsoiny hoe mpanompo, Fa ataony tena havany. Toa mila hampisalasala Io tena fahagagana io, Ary lavin'ny tsy mahalala, Nefa azon'ny finoako. O, mba mifalia, ry fanahy, Fa anao Ilay Mpanavotra ! Ka misaora, aza mba manahy, Fa ho azonao ny lanitra. Iombonana ny lova any, Fa Iray ny Ray an-danitra ! Ka harena be dia be izany, Hasambarana maharitra.ạsẖtyạq ạlqlb Chcem ti vyrozprávať A Los Sedientos Venid Agnus Dei tʿzyty ʿlm ạ̉by Вот настал молитвы час Хамгаас хайр минь Та - Шинэ өдөр бүр Иса - превозносим (Рус/Каз/Уйг) jtẖsymạny E o misiune sfântă
Song not available - connect to internet to try again?