Aizan'ny lanitra hianao, Ry zanak'olona ô ? Moa mba efa niditra tao Sa ao ivelany ? Lapan'Andriamanitra ao Koa tsy mankao Afa-tsy izay mandray fo vaovao : Olona masina. Any ny masina marobe Velona mandrakizay, Ka fiderana tsara no re, Eran'ny lanitra. Tapitra irina izay tonga ao, Sambatra mandrakizay ; Any ny Paradisa vaovao, Izay hiadanana. Aizan'ny lanitra hianao, Ry zanak'olona ô ? O, mba hevero izay toetrao Mbamin'ny asanao !Eu Te laud Дай Духа Lütfet Bana Perishte kókte Táńirdi dańqtaıdy Әр күнде Иса маған қажетсің I love your presence Przed Tobą, Boże Yaşam Artık Karanlık ạ̉ḥtạj ạ̹lyk Раб Сизлери Кутсасън
Song not available - connect to internet to try again?