"Ambarao, ry mpivahiny ! Ny alehanao izao !" "Fiakarana mideza, Ihoaranay anio ; Jesosy Tompo no miantso // Mba ho ao an-tany soa ; // Mba ho ao an-tany soa ; Jeso no alehanay // " // "Lozanao, ry mpivahiny, Làlana tsy fantatrao !" "Tsia, fa anjely maro No miaraka aminay ; Jeso Tompo no mitondra. Tsy hanjo anay ny loza, // Tsy hanjo anay ny loza ; Izy no ampinganay // " "Inona, ry mpivahiny, No ho azonao ary ?" "Jeso Kristy be fitia Vonon-kanome anay Lamba fotsy, zava-tsoa, Ranon'aina tsy ho lany, // Ranon'aina tsy ho lany ! Jeso no hatoninay // " "Tianay, ry mpivahiny, Mba hiaraka aminao !" "Mandrosoa ry sakaiza ! Miaraha aminay; Fa izay mitady tsara Tsy mba lavin'i Jesosy, // Tsy mba lavin'i Jesosy, Izy no hidiranay // "Деишмез Танръ خۇدادىن ياردەم تىلىگىن Գեղեցիկ է Անունը Քո إلى مين Хаста дюштюм бу йерде Грешник приди же ạ̉ḥtạj ạ̹lyk Xudoga Yangi Qoʻshiq Ayting Isten tenyerén La trompette sonne
Song not available - connect to internet to try again?