Amen, Jeso no Mpifehy Amen, ny Fanahiny, Amen, Amen re ny teny Mbamin'ny fandraisany Amen, ny batisany, Amen, ny fiainany. Amen, Jeso no Mpanjaka, Amen, ny Anarany ; Amen, Jeso tonga maka Ahy ho anjarany Amen, Amen ary to Izy, Izay inoako ! Amen, ny fanantenana Zavatra maharitra ; Amen re, ny fifindrana, Raha mankao an-danitra Amen, ny fiadanana, Amen, ny fiainana ! Aoka isika hihira Amen, Amen ho mandrakizay ! Jeso, mba valio Amen, Dia ho faly izahay ; Amen, no ho hiranay Raha mby Aminao izahay.Ty si môj Boh A new Hallelujah Придет Христос придёт поверьте Раб Сенсиз Олмаз Խոստման Աստված է Zvedl jsi mne Возношу свои руки к небу прославляю Творца вселенной يتألم لآلامك Sfant din vesnicie Величний наш Бог
Song not available - connect to internet to try again?