An-tsezam-panjakany, Ambony kintana, No lapan'i Jesosy Ilay nasandratra. Atý an-tany iva, Anilam-pasana, No ipetrahantsika Zoim-pahoriana. Kanefa mety ihany Ny monina atý, Hiomana ho any An-danitra arý. Isika tsy kamboty, Na dia nilaozany ; Nomeny ny Fanahy Ho solon-tenany. Ny fahoriantsika, Dia efa maivana, Ny fahafatesantsika Dia afa-tsindrona. Ny ain'i Jeso Tompo Iainantsika atý ; Tsy ela dia hiseho Indray ny tenany. Ka hira no venteso Ry havany izao, Ny senton'alahelo Mba atsaharonao !كونوا كاملين La tua passione Jesus sei das zentrum Cambia il cuore mio Let God arise నా జీవం నా సర్వం నీవే దేవా Za Jordán Cuán grata en los oídos Miłości czystej wzorze يا يسوع يا غالي
Song not available - connect to internet to try again?