He ! ny tany manontolo Mba ambinonao, ao izao, Ry Jeso Mpanolokolo, Tena Tompo tsy mandao, Mba vontosy andon'aina Mba ho lonaka tokoa, Tsy ho tany karankaina Fa ho vokatra tokoa. Mba tahio ny fanjakana Izay mitondra anay izao Ireo mpitana ny lalàna Mba omeo ny hevitrao. Ny mpifehy isan-toko, Ny mpikarakara izao Anehoy ilay vokovoko Mba hitondra marina ao. Ny komity sy voamiera Raha miady hevitra ao Tsy hitompo hevi-tena Fa handray ny sitrakao Ka ny didinao hatrany No mba hijoroany izao Fa ny tetiky ny tany Dia ho laviny tokoa. Ry Mpanjakan'ny mpanjaka, Miasà mahery izao Ireo mpitondra samihafa Mba toroy ny sitrakao. Ireo mpanjaka an-tany hafa, Revon-diadema koa, Mba sintony re hitafa Aminao ry Tompo soa.Ne ektiń sen, ne ektiń sen? La Tua gloria بادور عليك Рəббим Kom til din frelser علمني كيف أصلي Йени бир йер, Йени бир гьок Skałą i zbawieniem ПОЗНАЙ КОЙ СИ В ХРИСТА Царствие Твоё
Song not available - connect to internet to try again?