Andriamanitra anie hamindra fo aminay sy hitahy anay. Hampamirapiratra ny tavany aminay, anie Izy. Mba ho fantatra ety ambonin'ny tany ny làlanao. Sy ny famonjenao ny amin'ny jentilisa rehetra. Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; Eny, hidera Anao ny firenena rehetra. Hifaly sy hihoby ny firenen-tsamy hafa, satria mitsara marina ny firenenai Hianao; Ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao. Hidera Anao nyfirenena, Andriamanitra ô; Eny, hidera Anao ny firenena rehetra. Ny tany efa nahavokatra; Mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika Mitahy antsika Andriamanitra; Ary hatahotra Azy'ny vazan-tany rehetra. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.yạrb dwl rʿạytk Ada Lagu Sedap! Генч Инсан Йолуну Насъл Темиз Тутар Няма да се боиш Яви Свою славу เราเป็น Боже дякую Тобі ХЕМЕМ ЧАЛГЫНЫ 세상 모든 민족이 Сонсуз Севги
Song not available - connect to internet to try again?