Andriamanitra be voninahitra, Andriamanitra Fitiavana, Andriamanitra Fahamarinana, Tonga ho ahy tsy manam-pahamendrehana, Andriamanitra Fitiavana, Andriamanitra Fahasoavana, Andriamanitra Fanavotana, Tonga ho ahy ho famonjena ny fanahy. Deraiko Ianao Andriamanitra ô ! Satriko foana hidera Anao, Deraiko Ianao Andriamanitra ô ! Ambony loatra ny toetranao, Deraiko Ianao Andriamanitra ô ! Satriko foana hidera Anao, Deraiko Ianao Andriamanitra ô ! Ambony loatra ny toetranao, Ka toy izao ny hirako : "Haleloia! Amena!"Benim Allah'ım Sensin كۅز الدىڭدا باارى ايقىن shǐ mìng rú shān Nevinnosť premilá Trece Isus prin cetate tu nu-l vezi trecând Mihainoa ry Ziona, o! Tu es Dieu au-dessus de la terre Килдем Һиңә Here to eternity Был жаркий день, когда Господь мой был распят
Song not available - connect to internet to try again?