Andriamanitra ô ! Rainay Ianao no isaoranay Nomba anay hatramin'izay Sy namonjy, sy namonjy ny ainay Ny fiderana no entinay Maneho ny hafalianay. Fa ny tena fifaliana Dia ny hazo fijaliana Nihantonan'Ilay Tompo Zay nanaiky ho Mpanompo Io no hatsangana ho faneva Sy hotorina hatraiza hatraiza Raiso re ny vavakay Izay asandratray anio Mba henoy sy valio Hamafiso ny finoana Ato anaty tsy hirona Ary tsy hangaihay耶稣,我们同声说爱你 يسوع فيك لذتي lw brdt fynạ mḥbtnạ Иисус прославленный Jeg trenger Din fylde, O Jesus Yüzün, gözün sararmış Иисус есть путь THE PRECIOUS NAME أنا أصل أبويا الرب الغالى 盼望好消息
Song not available - connect to internet to try again?