(Maintimolaly) Andriamanitra ! Tahio ny mihaino ; Ny tsy manoa vava-poana Hahazo ny iriny, Andriamanitra Ho masoandrony ; Ka ny Fanahy Masina Mpitari-dàlana. Ny Anaran'i Jeso No voninahiny ; Ny hamarinan'i Kristy No fihaingony, Tiavo Jesosy, Ry mino ny teny ! Katsaho fihavanana, Ry tsy mino rehetra !Ночных небес распахнутая бездна I trust in thee, my shield Lord of Life, All Praise Excelling ṣʿbẗ ʿly СЕГЕ ТӰҤЕЙ КӰӰНДӰ БОЛОЙЫН bmrạḥm ạlrb ạ̉gẖny Бог есть любовь о какое счастье O dzień znów bliżej dom bḥbk ạ̉nạ mryḍ We Crown You
Song not available - connect to internet to try again?