Ankehitrio no isehoanao, Ry Jeso Tompo, izay malalanay ! Ankehitrio no anandramanay Ny hafaliamben'ny lanitrao. Ampiomany ao am-po izahay Hampahadio ny eritreritray, Hahatakaranay ny avotrao Izay namboaranao tao Kalvary. Eto no anoloranao anay Ny mofon'aina, rano velona ; Eto no ialanay sasatra Amin'ny adinay sy rafinay. Ry Jeso ô ! miandry izahay Ny fihavian'ny voninahitrao, Ho toy ny andro vao miposaka Ho toy ny rano mahavelona. "Raiso ny Tenako" no teninao "Ary ny Rako ho fiainana" Am-pitiavana no andraisanay, Na dia tsy mendrika aza izahay. Mombà anay, ry Tompo tia ô ! Aza miala amin'ny fonay, Aoka ny tavanao hazava re, Amin'ny làlana alehanay.Rab İsa Düsünürüm Çarmıhını tbqy ạ̉mynạaⁿ lnạ nhtf nsbḥ ạsmk ạ̉nạ jạy wmsnwd ʿly̱ wʿdk مين غيرك بتراب الأرض ạ̉m ạllh Всё проходит в мире Асмандагы улуу Кудайга Everything (God in My Living) Od sejby k žatve
Song not available - connect to internet to try again?