Any an-danitra ambony Misy mijery anao ; // He, feno antra ny fony, Koa mangina izao ! // Ry rera-po mitomany, Jeso onena anao ; // Ampy ho toky izany, Koa mangina izao ! // Na dia be ny mahory, Izy hiaro anao ; // Tsy ho tra-doza akory, Koa mangina izao ! // Mba mahareta miandry, Izy hanafaka anao ; // Haka anao hodimandry, Koa mangina izao ! //Lær meg å komme til kilden Le tue dimore Ka Pa Ka Mukit Tai Тюм Гьокйюзю يسوع مشتاق يشفيك Mai adă Doamne acele vremuri din trecut Jésus, tu es précieux Это наш день Бу гедже, Аллахъм 地球要做的是旋转
Song not available - connect to internet to try again?