Ao am-pitan'ilay lohasaha izay Alo-pahafatesana koa, Moa mba tsinjonao ve 'rý tanàna iray 'Zay mamiratra toa vatosoa ? Ny masoandrony tsy mba milentika koa 'Zay rehetra mby ao voadio avokoa Ka mamiratra toa vatosoa. Ny Mpanjakany dia 'Lay Ray be fitia Sady aina ho an'izay ao ; Ry mpanota mibebaka ô, matokia Hosasany hadio hianao, Ny masoandrony ..sns. Nefa tsinjoko fa ny fidirana ao Dia am-pototr'ilay lakoroà ! He mideza sy ety ny lala- mankao O, ry foko, moa ho kivy va ? Ny masoandrony ..sns. Olo-masina maro no tsinjoko 'ndreo Ao mihira sy mitafy vao ; Iriko indrindra ho isan'ireo Ka tantano, Jeso aho, ho ao. Ny masoandrony ..sns.ۇلۇۇ پادىشانى داڭقتايبىز КОЙ ЩЕ НИ ОТЛЪЧИ ОТ ХРИСТОВАТА ЛЮБОВ Believe For It إحنا أولاد الله ʿạyz ạ̉qʿd qdạmk باڤِه مَه یي أزمانان hwdẖạ bạrkwạ ạlrb Umrumda Değil Dünya Compassion Eshiklar boshlaring koʻtar
Song not available - connect to internet to try again?