Ry Jeso ! mba henoinao Ny feonay mpanomponao Izay mivavaka Aminao, Mitady fitahiana Vokiso ny Fanahinay, Ny teninao no haninay, Hahaizanay mamahana Ny reraka ao an-dalana. Ampaherezonao izao Ny tànanay mpanomponao, Hanohana ny olonao Miraviravy tanana. Omeo fo mazoto re ! Tolory fahendrena be ; Tarihonao ny hevitray Tendreo koa ny molotray. He ! tsinontsinona izahay Malemy sady tsy mahay ; Ka dia ampaherezonao Hanaovanay ny sitrakao.El e în stare Ku Tobie, Boże mój DUCHU SVÄTÝ నమ్మకమైన నా స్నేహితుడు tsʼminda Intoxicating كۅكتۅن كەلىپ، ال قولۇن بەردى Bazıları Zi de zi mergând pe cale frate credincios Ийса, Ийса, О Ийса
Song not available - connect to internet to try again?