Ao ambony ny lapan'ny Ray, Ao an-danitra feno ny soa, Hasambarana mandrakizay, Kristy soa no iriko tokoa, // Kristy soa, Kristy soa No iriko ho ahy tokoa // Misy tsara ihany atý, Mba ho santatra eto izao ; Fa tsy mety ho toy ny arý, Ka iriko tokoa mba ho ao, // Kristy soa, ..sns. // Ny voavotra ravo izao, Afaka ota ka faly tokoa, Afa-paty izay tonga ao, Afa-doza, mahazo ny soa, // Kristy soa, ..sns. // Tsy ny lanitra be zava-tsoa, Fa ny Tompo malalaka ao ; Tsy mba tahotro helo tokoa, Fa ny Tompo tsy foiko izao. // Kristy soa, ..sns. //Ayrılmayız Rab İsa'm Голгофский крест я вижу пред собой Sıkıntımda Çağırırım Dónde iré que no me vea mwsyqy̱ Снова Бог даровал нам общенье Den kraft som falt på pinsedag mn qbl ạlʿạlm synạryw kl ywm ytʿạd هل رأيت
Song not available - connect to internet to try again?