Avia, Fanahy ô, Fanahy Masina ô ! Midina eto aminay Hitari-dàlana ! Fa diso làlana Ka ory izahay ; Ny sainay dia maizina, Ny fonay ratsy koa Midina Hianao, Ry Mpanazva anay, Hanaisotra ny maizina, Atý anatinay ! Avia, Mpananatra ô ! Mombà anay tokoa ; Ampahatsiarovinao Ny teny mahasoa. Ry Mpampianatra ô ! Ampionao izahay, Ka aoka re ho marina Izay ianaranay ! Mitomoera atý Anatin'ny fonay ; Izany indrindra, ry Tompo, No angatahinay !Certezze perfette rén shēng zài shì rú yī yè gū zhōu Осы күнді Құдай жаратқан mạ ạ̉ḥly̱ ạ̉n njtmʿ mʿạaⁿ พระบิดาเราเชื่อ You Are My Treasure СВИРЯТ ТРЪБИТЕ Mahakasih Yang Ilahi لو صليت بالاقيك Je loue ton nom
Song not available - connect to internet to try again?