Avia, miondreha, Ry vazan-tany ô! Fa lehibe Jehovah, Sy masina tokoa; Miankohofa tsara, Manatona Azy 'zao Haneho fanajana ILay Mpanao anao. Andriananahary, Manaiky izahay Fa Aminao ny hery Tsy hay toherina. Tsy misy maharara Ny tianao hatao, Fa Hianao Mpitondra Izao rehetra izao. Re any lavitra any Izao ny herinao, Ka isam-bazan-tany Hiondrika Aminao; Mpanjaka sy Mpitsara Mahery Hianao; Miadana ny tany Miankina aminao.hw yswʿ ạlbạr dmy ạltẖmyn Ты моя защита праведная Huise van glas بيك انا بأحيا Летят года и без следа проходит день за днем My, Ježišovi vojaci انا مريض حباً لما أغني 翱翔的地方是天空
Song not available - connect to internet to try again?