Avia, ry mangetaheta ô Ka aza dia mba mamoy fo, Fa indro misy rano velona Izay omena mba hamelona Anao mahantra sy variana Ry zanakondry very làlana. Ny mofon'aina no atolony Anao manaiky mba ho olony Ny tenany no ho fihinana, Mba hahazoana fiainana ; Kanefa tsy mba hovidina anie, Fa tena fanomezan-dehibe. Jesosy Tompo no nanolotra Ny rany masina ho avotra Izany raiso mba ho tanjaka Sy toky ho anao, ry reraka Ry mpivahiny sasatra ao am-po, Avia re, ka manaràna fo !هبنا سلامك Красота души благословенна ٴتاڭىر مەنىڭ باقتاشىم بانحني قدامك Oslavujte Hospodina, vyvysujte Övün Egemen Olacak Kralı Мəним Дəјəрлим Для меня Naqadar yaxshisan Их Эзэн бяцхан Хурга
Song not available - connect to internet to try again?