Aza avela hahalala Ny antony nanaovanao Ny hariva mamanala Na ireo maraina vao Tsy ho takatry ny saiko 'Zay rehetra lahatrao Ny angatahako, ry Raiko Aoka aho hatoky Anao Aza avela hanontany Ny hafaliana atolotrao Na ny anton'ny tomany Efa hitako hatrizao Tsy ho takatry ny saiko, sns... Aza avelanao hanefy Ny ampitso 'zay anao Aza avelanao handrefy 'Zay ho fitantananao Tsy ho takatry ny saiko, sns...Svetom sa rozlieha nádherná zvesť Cenere e fumo 主啊我的嘴唇 Lucruri noi నీ చేతితో నన్ను పట్టుకో من يا ترى โปรดช่วยไทยแลนด์ Heal Our Land Запертый сад Všechno, co mám Таков наш Бог
Song not available - connect to internet to try again?