Dera, laza, ry Mpanjaka ! No atolotray Anao Noho Hianao nitahy ; Tratranay ny taom-baovao. Andro maro izay no lasa, Be ny soa hitanay ; Fitahia-mahagaga Azo taminao, ry Ray ! Marobe ny ratsy vita, Lehibe ny helokay, Ka tsy mendrika hiantso Ny Anaranao izahay. Miantrà, ry Zanahary ! Mamelà ny helokay, Ka sasao ny ran'i Jeso, Mba hadio izahay. Aoka re ny andro sisa Hanompoanay Anao ; Hatanjaho, ry Jehovah ! Izahay mpanomponao.Издигаш ме 我切慕你的同在 yạh ʿly ạlʿsẖrẗ mʿạk Henos En Tus Huestes Senor sẖkrạaⁿ lk yạ rby Saǵan men minnetdarman مهما أدور Сонсуз бир севги fy ạlʿyd كنت في القارب أسعى
Song not available - connect to internet to try again?