Derao ny Tompo lehibe, Nahary izao rehetra izao ; Haleloia ! Haleloia ! Ny lanitra sy ny tany koa, Samia midera avokoa ; Asandrato izao ny dera : Haleloia ! Haleloia ! Haleloia ! Ry fo voadion'ny rany soa ; Ankalazao ny Tompo tia ; Haleloia ! Haleloia ! Ry voavela heloka ô ! Tsarovy re ny indrafo, Asandrato izao ny dera : Haleloia ! Haleloia ! Haleloia ! Miraisa fo ka miderà, Fa Izy niahy hatrizay Haleloia ! Haleloia ! Derao ny Ray sy Zanaka Sy ny Fanahy Masina Asandrato izao ny dera : Haleloia ! Haleloia ! Haleloia ! Amena !Бу гаранлыг гəлбими ишыгландыран Небо нам открыто и благодать Бог нам дал Ночь кончается и приближается Мой рассвет În curând noi vom pleca أنا بيك خطاياي مغفورة Таны хайр шиг mạ ạ̉bhy̱ ạ̉n njtmʿ ạly̱ ạsm fạdynạ ạlmsyḥ Dün, Bugün ve Sonsuza Dek Šiel kadiaľ ja chodím hdẖạ ywm
Song not available - connect to internet to try again?