Efa velona ny Tompo Fa nitsangana tokoa ; Resiny ny fahavalo Ilay mpihaza aina soa ; Velona ny Tomponao, Resiny ny rafinao. Matokia, ry mpanota, An'i Jeso Avotrao, Fa ny ota nahadiso Afaka tokoa izao ; Velona ny Tomponao, Afany ny helokao. Eny, fa nitsangana ela Jeso Kristy Tomponao, Ka mamoha vavahady Any mba hidiranao, Velona ny Tomponao, Ka efa nialoha anao.Tsy misy zava-mahasoa Фикирлəшдим бир ҝүн мəн, дүнјаја бағланмышам smʿt ṣwt ḥbyby ạ̉mlkn fy ạ̉rḍnạ Yurakka nur Vieni con potenza Збережи мене Amo te Хамт Едип Egli è esaltato
Song not available - connect to internet to try again?