Efa velona tokoa Hianao, ry Tomponay ! Ka ny herinao tsy toha No manjaka hatrizay ; Fa ny fasana, ny ota Noresenao avokoa. Tantaraina mba hiely : // 'Zay no tokinay mpanota Tanjakay sy hery koa // Efa velona tokoa Hianao, ry Tomponay ! Lasa nanamboatra koa Fitoerana ho anay : Tany tsy mba misy ota Tsy hidiran'ny manjo ; // Tany soa sy madio Maharavoravo fo // Efa velona tokoa Hianao, ry Tomponay ! Ka misolo vava koa Sy mifona ho anay ; Ny Fanahinao omena, Mba hitari-dalana He ! ny sentonay dia renao, Jeso tena Havana. Efa velona tokoa Hianao, ry Tomponay ! Ary mbola ho avy koa, Avy mba handray anay Maminay, ry Tompo tsara ; Hiara-monina Aminao Eny, tena manan-jara 'Zay mby eo akaikinao.Киелі қолы Исаның сақтады мені күнәдан Przyjdżże do nas, blasku chwały Азгырылып, алданып жалганга mhmạ ạlḍyq yzyd ysẖtd Mai Kiwona Shi Yesu Ne Փոխիր Սիրտս Տեր أروم قربًا El Firmamento De Esplendor The war is over Pán Boh je pastier môj
Song not available - connect to internet to try again?