Mivory eto ny mpanomponao Hankatoa ny Didy 'zay napetrakao Izao no ataoko hahatsiarovana 'Zay nataon'ny Tompo nanavotana ahy Ity no mofo toy ny tenany Efa noratraina ho ahy izay nania 'Ty no kapoaka mampahatsiahy fa Latsaka ny Rany nanadiovana ahy Koa raiso Tompo ny fisaorako Mendrika ho anao 'Lay Mpamonjikoఇదే దినం Devant le trône This is our God yạ ạ̹lhy ạnt tʿlm Аллаһ сəни јарадан, сəн ач Она өз үрəјини ạ̉nạ sẖms ạlbr Počuj našich prosieb hlas Cuando amanezca el día mḥbẗ rby btdẖwb qlby 你自己的葡萄园有没有看守
Song not available - connect to internet to try again?